We use cookies and other technologies on this website to enhance your user experience.
By clicking any link on this page you are giving your consent to our Privacy Policy and Cookies Policy.

このVakio miaraka amin'i Akili - Tについて

Miaràhaamin’i Akili、izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany!

トエラナマロビー

Miaràhaamin’i Akili na andro na alina、izy mitsidika toerana maro samihafa ka ahafantarany fa feno zavatra mahafinaritra izao tontolo izao!

Ho aiza i Akili avy eo?アナティアラ?アンボニーサンボ?トラノはありますか? IANAO no misafidy miaraka amin’ity bokim-pifandraisanaity。 Aza adino misavaona ny vorona、mampilalao ny rajako ary ny fifaninanana samboenyan-dàlana!

Manom​​boka eny ambony rahona hatrany amin’ny ranomasina mamirapiratra、safoy izao tontolo izao miaraka amin’ny ity tantara mampihetsi-poity。

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY amin’nyalàlan’ny lentam-pahasarotana

* MANDINIKA teny、sary ary hevitra amin’nyalàlan’ny endri-javatra mifandray

* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny

* MISAFIDY ny toerana alehan’i Akili manaraka—Ianao no manao ny tantara

* AKILI no mitantara azy hatramin’ny farany

* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA、TSY MISY DOKAMBAROTRA、TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra、noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA – AKILI AND ME

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’nyalàlan’ny sarimihetsika、noforonin’ny Ubongo、mpamorona ny Ubongo kids sy Izaho sy Akili – fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika、hoan’nyAfrika。

4 taona i Akili、ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro、aoタンザニア。 Manana tsiambaratelo izy:rehefa tafatory izy amin'ny alina dia miditraaoamin'ilaytanànamahagagantoinaoeLala Land、toerana hianarany sy ny biby namany、momba ny fiteny、litera sy isa ary zava-kanto、sady -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy、ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto、tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao nyfampianarana。

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy、hoan’ny ankizy aoAfrika。 Manentana ny ankizy hianatra sy hitia fianarana!

Manandratra avo ny herin’ny fialam-boly、ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana avolenta。

MOMBA NY CURIOUS LEARNING

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony、nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona tehianatra。 Vondrona mpikaroka、mpamokatra ary mpanabe izahay、nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’nyalàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isavoamarina。

MOMBA NY APPLI

Vakio miaraka amin'i Akili-Toerana Maro Be! Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader、novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra symahaliana。

最新バージョン 1.01 の更新情報

Last updated on 2022年10月11日

Updating for new Google policies and for newer device compatibility.

翻訳中...

アプリの追加情報

最終のバージョン

Vakio miaraka amin'i Akili - T 更新を申請する 1.01

投稿者

Jessica Zielony

Android 要件

Android 4.1+

Available on

Vakio miaraka amin'i Akili - T をPlayストアでダウンロード

もっと見る

Vakio miaraka amin'i Akili - T スクリーンショット

言語
APKPureをを購読する
最高のAndroidゲームアプリの最新リリースやニュースやガイドなどの情報にいち早くアクセスすることができます。
いいえ結構です
購読
購読完了!
APKPureの購読が完了しました。
APKPureをを購読する
最高のAndroidゲームアプリの最新リリースやニュースやガイドなどの情報にいち早くアクセスすることができます。
いいえ結構です
購読
成功!
ニュースレターを購読しました。