Vakio miaraka amin'i Akili - I


1.01 โดย Ubongo
Mar 31, 2022 เวอร์ชั่นเก่า

เกี่ยวกับ Vakio miaraka amin'i Akili - I

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!

INONA NY TIANAO ATAO?

Fantaro i Akili sy ny namany ary ny zavatra tian’ny zareo atao!

Iza no tia mitsambikina eny antampon’ny tendrimbohitra? Iza ilay mpandoko amin’ny paleta miloko maro? Ary iza ilay tsy mitsahatra mandihy?

Ho fantatrao izany rehetra izany ao anatin’ity tantara mahaliana ity. Hozarainao miaraka amin’i Akili ve inona no tianao atao?

FANDAHARAM-POTOANA

* MAMAKY mampiasa ny lentam-pahasarotana

* MANDINIKA teny, sary ary hevitra amin’ny alàlan’ny endri-javatra mifandray

* MIHAINO tantara feno sy fomba fiteny

* MIFANDRAY amin’ny mpilalao sy ny tontolo - Ianao no manao ny tantara

* AKILI sy ny namany no mitantara azy hatramin’ny farany

* MAZOTOA mianatra mamaky

MAIMAIM-POANA, TSY MISY DOKAMBAROTRA, TSISY VAROTRA AN-KERY!

Maimaim-poana ny atiny rehetra, noforonin’ny Curious Learning sy Ubongo ..

NY FANDAHARAM-POTOANA AMIN’NY FAHITA LAVITRA - AKILI AND ME

Akili and Me dia kilalaon-tsaina amin’ny alàlan’ny sarimihetsika, noforonin’ny Ubongo, mpamorona ny Ubongo kids sy Akili and Me - fampianarana mahafinaritra vita tao Afrika, hoan’ny Afrika

4 taona i Akili, ary mipetraka miaraka amin’ny fianakaviany izy eny am-pototry ny tendrimbohitra Kilimanjaro ao Tanzania Manana tsiambaratelo izy: reefa tafatory izy amin'ny alina dia miditra ao amin'ilay tanàna mahagaga antsoina oe Lala Land, toerana hianarany sy ny biby namany, momba ny fiteny, litera sy isa ary zava-kanto, sady matsara to firaa-kanto -pony ary manova malaky ny fiainan'ny ankizy! Miaraka amin’ny fampielezana manerana firenena dimy, ary fanarahana azy mavitribitrika amin’ny aterineto, tian’ny ankizy maneran-tany mihitsy ny fianarana majika miaraka amin’i Akili!

Jereo ny horonan-tsary Akili and Me amin’ny aterineto ary tsidio ny tranonkala www.ubongo.org raha mandeha amin’ny firenenao ny fampianarana.

MOMBA NY UBONGO

Ubongo dia orinasa sosialy mamorona kilalaon-tsaina mampiasa ny teknolojia efa misy, hoan’ny ankizy ao Afrika. Manentana ny ankizy HIANATRA SY HITIA FIANARANA!

Manandratra av herin’ny fialam-boly, ny fihitaran’ny haino aman-jery ary ny teknolojian’ny finday hanomezana fampianarana sy fanabeazana av lenta.

MOMBA NY การเรียนรู้ที่สำคัญ

Curious Learning dia orinasa tsy mitady tombony, nitokana hampianatra hamaky teny sy hanoratra hoan’ireo olona te hianatra. Vondrona mpikaroka, mpamokatra ary mpanabe izahay, nitolo-tena hampianatra ankizy amin’ny fitenin-drazany maneran-tany amin’ny alàlan’ny porofo mivaingana sy antontan’isa voamarina.

แอปพลิเคชัน MOMBA NY

Vakio miaraka amin'i Akili - Inona Ny Tianao Atao? Dia noforonin’ny sehatry ny Curious Reader, novokarin’ny Curious Learning hananganana traikefa famakiana manaitra sy mahaliana.

มีอะไรใหม่ใน 1.01 เวอร์ชันล่าสุด

Last updated on Aug 29, 2023
Updating for new Google policies and for newer device compatibility.

ข้อมูล แอป เพิ่มเติม

เวอร์ชันล่าสุด

1.01

อัปโหลดโดย

Angela Mironova

ต้องใช้ Android

Android 4.1+

Available on

รายงาน

ปักธงว่าไม่เหมาะสม

แสดงเพิ่มเติม

Vakio miaraka amin'i Akili - I ทางเลือก

ต้องการแอปอื่นจาก Ubongo

ค้นพบ